Lesson 8 Flashcards
How much are the bananas?
Hoatrinona ny akondro?
500 Ariary per kilo. How many would you like?
500 Ariary ny kilo. Firy no ilainao?
That’s very expensive! How about 200 per kilo?
Lafo be izany! Mety ve raha atao 200 ny kilao?
No, that’s too cheap. That won’t work. Let’s do 400 then.
Aaa. mora loatra izay. Tena tsy mety! Ataovy 400 moa e.
Make it 300, and I’ll buy 2 kilos.
Ataovy 300, dia mividy roa kilao aho.
Alright then!
Eny ary e!
Please give me 2 kilos. Thank you!
Mba omeo roa kilao, azafady. Misaotra e!
Menu/food
sakafo
Beef
Hena omby
Greens
anana
Pork
henakisoa
chickpeas
voanjobory
drink
zava-pisotro
orange
voasary
soft
malemy
hard
mafy
ripe
masaka
delicious
matsiro
hot
mafana
cold
mangatsiaka
sour
marikivy
sweet
mamy
new
vaovao
tasteless
matsatso
spicy
masiaka
bad
ratsy
unripe
manta
soft bread
mofo malemy
hot tea
dite mafana
tasteless water
rano matsatso
ripe mango
manga masaka
spicy meat
hena masiaka
hot food
sakafo mafana
sour pineapple
mananasy marikivy
I like coffee more than water
Tiako ny kafe noho ny rano
I like coffee more than tea
Tiako ny kafe noho ny dite
I like banana more than mango
Tiako ny akondro noho ny manga
I like fruit more than vegetables
Tiako ny voankazo noho ny legume
I like rice more than bread
Tiako ny vary noho ny mofo
I like chicken more than eggs
Tiako ny akoho noho ny mofo
noho
more than
really/very
tena
coffee is much better than water
Tena tsara ny kafe noho ny rano
Rice is much better than bread
tena tsara ny vary noho ny mofo
potatoes are much better than carrots
tena tsara ny ovy noho ny karoty
Oranges are much better than apples
tena tsara ny voasary noho ny paoma
Fish is much better than beef
tena tsara ny trondro noho ny hena omby
Better than
Tena tsara + noun + noho + noun
Sugar is sweeter than bananas
Mamy ny siramamy noho ny akondro
Potatoes are more tasteless than carrots
Matsatso ny ovy noho ny karoty
Sakay is spicier than oranges
Masiaka ny sakay noho ny voasary
Coke is worse than tea
Ratsy ny Coka noho ny dite
Fruit is more delicious than vegetables
Matsiro ny voankazo noho ny legume
The most
indrindra
object+ article + verb + indrindra
I like bananas the most
Ny akondro no tiako indrindra
I like eggs the most
Ny atody no tiako indrindra