Lesson 7 Flashcards
Mpivarotra
vendor
Buyer
mpividy
How much are the bananas?
Hoatrinona ny akondro?
500 Ariary per kilo, how many would you like?
500 Ariary ny kilao. Firy no ilainao?
That’s too expensive. Could you do 200 per kilo?
Lafo be izany. Mety be raha atao 200 ny kilao?
No, that’s too cheap. It’s not okay. I’ll do 400.
Aaa. Mora loatra izany. Tena tsy mety. Ataovy 400 moa e.
If you do 300, I will buy 2 kilos.
Ataovy 300, dia mividy roa kilao aho.
Eny ary e!
Okay that’s fine.
Okay give me 2 kilos, please. Thank you!
Mba omeo roa kilao, azafady. Misaotra e!
How much is/are?
Hoatrinona ny
Do you have?
Misy…. ve?
How many do you need?
Firy no ilainao?
How about (lower price)?
Mety ve raha (… ariary)…?
Not ok
Tsy mety
Ok
Mety
Give me… please
Mba omeo…, azafady.
Expensive
Lafo
Cheap
Mora
Bargain/haggle
Miady vaotra
How about 500 ariary
Ataovy… 500 Ariary
How much for a kilo of bananas?
Hoatrinona ny kilao ny akondro?
Kilo
kilao
liter
litatra
bottle
tavoahangy
kapoaka
cup
group/bunch
toko
sakafo
food
vary
rice
bread
mofo
meat
hena
pork
henakisoa
chicken
akoho
fish
trondro
eggs
atody
spices
episy
oil
menaka
salt
sira
sugar
siramamy
chili/hot pepper
sakay
vegetables
legioma
greens
anana
potato
ovy
tomato
voatabia
carrot
karoty
chickpeas
voanjobory
beans
tsaramaso
corn
katsaka
sweet potato
voamanga
fruit
voankazo
banana
akondro
papaya
papay
pineapple
mananasy
mango
manga
orange
voasary
apple
paoma
How much is a cup of beans?
Hoatrinona ny kapoaka ny tsaramaso?