Lesson 10 Flashcards
I am going to the market.
Handeha any an-tsena aho.
Oh! That’s good. When is the market day here?
Ai, tsara izany. Isaky ny inona ny tsena eto?
Every Wednesday and Saturday the market is here in Analakely
Isaky ny Alarobia sy Sabotsy ny tsena eto Analakely.
What time is the opening of the market?
Amin’ny firy misokatra ny tsena?
At 7 AM, if I’m not mistaken.
Amin’ny fito maraina, raha tsy diso aho.
Oh! That’s so soon. Well go, don’t be late.
Ai, efa kely sisa izany. Ndana haingana ary e!
Monday
Alatsinainy
Tuesday
Talata
Wednesday
Alarobia
Thursday
Alakamisy
Friday
Zoma
Saturday
Asabotsy
Sunday
Alahady
Yesterday
Omaly
Today
Androany
Tomorrow
Rahampitso
Day after tomorrow
Afak’ampitso
Day before yesterday
Afak’omaly
Months
volana
January
Janoary
Feburary
Febroary
March
Martsa
April
Aprily
May
May
June
Jiona
July
Jolay
August
Aogositra
September
Septambra
October
Oktobra
November
Novambra
December
Desambra
Which month were you born?
Volana inona no teraka ianao?
I was born in March.
Volana Martsa no teraka aho.
Today’s date
Data androany
When is your birth date?
Inona ny daty nahaterahanoa?
Day
andro
Morning
Maraina
Evening
Hariva
Afternoon
Folakandro
Night
Alina
Noon
Atoandro (around noon)
And 1/4
Sy fahaefany
and 1/2
sy sasany
3/4 (1/4 until)
latsaka fahaefany
5 am
dimy maraina
7 am
fito maraina
10 am
folo maraina
12 pm
roa amby polo atoandro
2 pm
roa folakandro
5 pm
dimy hariva
8 pm
valo alina
10 pm
folo alina
5:15 AM
dimy sy fahaefany maraina
5:30 AM
dimy sy sasany maraina
Minutes
minitra
1:50
roa latsaka folo minitra
2:10
Roa sy folo minitra
At what time do you wake up?
Amin’ny firy no mifoha ianao?
I wake up at 7 am.
Amin’ny fito maraina no mifoha aho.