Lesson 3 Flashcards
Negative sentence structure, verb conjugation
1
Q
I do not eat rice.
A
Tsy mihinana vary aho.
2
Q
He does not like water.
A
Tsy tia rano izy.
3
Q
I am not Malagasy.
A
Tsy Malagasy aho.
4
Q
He does not eat bananas.
A
Tsy mihinana akondro izy.
5
Q
You do not drink coffee.
A
Tsy misotro kafe ianao.
6
Q
They do not like candy.
A
Tsy tia bonbon izy ireo.
7
Q
I do not need water.
A
Tsy mila rano aho.
8
Q
We do not have rice.
A
Tsy manana vary izahay.
9
Q
To eat
A
mihinana
10
Q
He ate.
A
Nihinana izy.
11
Q
He will eat.
A
Hihinana izy.
12
Q
To cook
A
Mahondro
13
Q
To wash
A
Manasa
14
Q
To have
A
manana
15
Q
To sleep
A
matory