Lesson 16 Flashcards
Above
Ambony
Across
Manerana
Against
Amin’i
Ahead
mandroso
Along
miaraka
among
anisan’ireo
around
manodidina
at
amin’ny
away
lasa
behind
ambadika
below/beneath
ambany
between
anelanelan’ny
beyond
mihoatra
but
saingy
concerning
momba ny
down
midina
except
afa-tsy
far
lavitra
from
avy amin’ny
inside
ao anatiny
near
akaiky
onto
teo
out
ivelany
per
isaky ny
regarding
momba ny
to
ho any/makany
upon
rehefa
with
miaraka amin’ny
within
ao
then
avy eo
and
dia
ho an’i
for
to, for, in, by, with, at
any/aminy
near
eo akaiky
except
afa-tsy
until
mandraka
according to
araka ny
from, to (towards, up to, so far as)
hatramin’ny
ny
the
for, to (as in gift giving)
ho any, ho an’i
and/then
dia
here
eto
there (out of site)
any
trano
house
chair
seza
table
latabatra
door
varavarana
window
varavarana kely
bed
fandriana
mattress
kidoro
blanket
bodofotsy
pillow
ondana
sheets
lambam-pandriana
curtains
lambam-baravarana
armoire
arimoara
roof
tafo
gate
vavahady
stairs
totohatra
first floor
rihana voloany
second floor
rihana faharoa
yard
tokotany
fence
fefy
room
efitrano
kitchen
lakozia
Odio!
Iza izao?
Miora ihany ity!
Hay! Mandrosoa! mbola aty amin’ny lakozia za fa tonga dia midira, azafady! Tsy mihidy lakile ny varavarana.
Knock knock
Who is it?
This is Miora.
Hey! Come in! I’m still in the kitchen, but come in now, please! The door is not locked.
Eny ary e. Efa ato an-trano za.
Ho avy za… ah, manahoana Miora! Tongasoa aty an-trano ianao.
Well yes, it’s already a home! Hi Miora! Welcome to this house.
Za is a contracted version of zaho/aho
When e is at the end, should read it as singing, meant to be intonation
Manahoana Tantely! Tsara be ny tranonao. Malalaka be. Misy efatrano firy ity izao?
Hi Tantely! Your house is great. Very spacious. How many rooms are there?
Efatra. Mbola vao mampiditra latabatra, seza, fandriana sy kidoro, ary fanaka samihafa aho izao. Tsara mihintsy, fa misy olana kety. Mbola mila amboarina ny tafo. Soa fa tsy avy ny orana androany!
I am still adding tables, chairs, beds, and mattresses, and different furniture. It’s good, but there is a small problem. The roof still needs to be repaired. Good thing it’s not raining today!
Soa ihany tokoa! Ary misy tokotany ve?
Good luck! And is there a yard?
Eny, misy tokotany kely manodidina ny trano. Vao hanisy fefy mihitsy aho amin’ny herinandro.
Yes, there is a small yaround the house. I will be putting up a fence next week.
Vao is used before a future tense verb
Tena tsara ity tranonao vaovao ity. Lazao aho raha misy azoko anampiana amin’izao fifindranao izao.
Yur new house is very nice. Let me know if there is anything I can do to help with you transition.
Ao fa ho lazaiko mihitsy ianao e. Misaotra mialoha.
I will tell you. Thanks in advance.
Tsy misy fisaorana e! Izay no maha mpinamana antsika
No thanks needed! That is why we are friends!