Lesson 4 Flashcards
Questions
Politeness
Fahalalam-pomba
Yes
Eny
No
Tsia
Please, excuse me
Azafady
Thank you very much
Misaotra betseka
You’re welcome
Tsy misy fisaorana
What is your name?
Iza no anaranao? (Who is your name)
Where are you from?
Avy aiza ianao?
I am from Colorado.
Avy any Colorado aho.
Example
Ohatra
Do you like rice? Yes I like rice. No I do not like rice.
Tia vary ve ianao? Eny, tia vary aho. Tsia, tsy tia vary aho.
Do you drink coffee? Yes I drink coffee. No I do not drink coffee.
Misotro kafe ve ianao? Eny, misotro kafe aho. Tsia, tsy misotro kafe aho.
Do you like to study?
Tia mianatra ve ianao?
To know
Mahafantatra
Are you American?
Amerikana ve ianao?
Is he sleeping. Yes, he is sleeping.
Matory ve izy? Eny, matory izy.
Are you buying bananas? No I am not buying bananas.
Mividy akondro ve ianao? Tsia, tsy mividy akondro aho.
Do you all like to work? Yes, we like to work.
Tia miasa ve ianareo? Eny, tia miasa isika.
Are you studying? No, I am not studying.
Mianatra ve ianao? Tsia, tsy mianatra aho.
Are they working? Yes, they are working.
Miasa ve izy ireo? Eny, miasa izy ireo.
Who
Iza
Who is Taylor Swift?
Iza I Taylor Swift?
Aiza
where
Where is the market?
Aiza ny tsena?
What
Inona
What is this?
Inona ity?
Why
Nahoana
Why are you crying?
Nahoana mitomany ianao?
When
Oviana
When does she go to Madagascar?
Oviana mandeha any Madagasikara izy?
What time does class start?
Amin’ny firy manoboka ny kilasy?