Lesson 13 Flashcards
Means of transportation
Fitanterana
Motorcycle
Moto
Bike
Bisikleta
Bus
Taxi-be
Plane
Raoplanina/avion
Tuk-tuk
tuk-tuk
Taxi
Taxi
Train
Lamasinina
Posi-posy
Posi-posy
Bus between towns/cities
Taxi-brousse
Using your feet
ligne 101
I am going to Fianarantsoa.
Handeha any Fianarantsoa aho
That’s good. When are you going?
Tsara izany. Roviana no handeha ianao?
I’m going on Friday. We depart very early in the morning, maybe at 5.
Amin’ny Zoma no handeha aho. Miainga maraina be, aminy 5 angambe.
Are you going via train or what?
Handeha lamasinina ve ianao sa inona?
Or
sa
No. Not the train, but the taxi-brousse
Tsia. Tsy handeha lamasinina aho, fa taxi-brousse.
But
fa
But how long does it take to go to Fianarantsoa?
Fa amin’ny firy makany Fianarantsoa?
It depends, maybe 8 hours. It depends on the road condition.
Hmmm. Arakaraka. Akiny 8 eo angamba. Miankina amin’ny lalana sy emboutaillage.
Oh! But how is the road?
Hay! Fa manahoana ny lalana makana?
In general it’s good, but there are many potholes.
Tsara amin’ny ankapobeny, fa misy lavaka koa indraindray.
It depends
Arakaraka
General
amin’ny ankapobeny