Samuel Ratany Flashcards
1
Q
Solon’anarana nahafantarana azy
A
Tanicus
2
Q
Ovina no teraka izy
A
16 Jolay 1901
3
Q
Taiza izy no teraka?
A
Ankadibevava Antananarivo
4
Q
Ny anaran’ny ray aman-dreniny
A
Ratsimamakitany sy Ramariavelo
5
Q
Ny anaran’ny vadiny
A
Rasoazananohatra
6
Q
Tara-kevitra novoiziny
A
Ny alahelo tsy fanta-piaviana sy ny sorisorin-tsaina
Ny fahafatesana sy ny fasana
Ny embona sy ny hanina
7
Q
Manomeza aaa sorany
A
Embona
Nofiko hono
Femme
In Memorium(ho fahatsiarovana an’i Albert Ranaivo)
8
Q
Gazety namoaka ny asa sorany
A
Ny Revue de Madagascar
Ny Tanamasoandro
Ny Mpanolotsaina
Ny sakaizan’ny tanora
9
Q
Daty nahafatesany
A
10 Oktobra 1926