Jasmina Ratsimiseta Flashcards
1
Q
Oviana izy no teraka ?
A
1890
2
Q
Manomaza solon’anarany
A
Trezan
Émile.P
Lise
Belzaboba
Kintana
Fantomas
Rentgen
Rakotobeloha
Palameda
3
Q
Oviana iza no maty ? Ary aiza izy no nalevona?
A
1946
Ambanidia Antananarivo
4
Q
Firy ny zanany
A
14
5
Q
Ireo asa sorany
A
Rehefa maty aho
Izay mananda no resy
Dobla efatra
Ny adidy
6
Q
Gazety namaoka ny asa sorany
A
Ny Telegrafy
Masoandro
Mifohaza ry Madagasikara
Mpanoro lalana
7
Q
Anaran’ny vadiny
A
Ravaoarivony
8
Q
Anaran’ny RAD
A
Razafiarivony sy Razafindrasoa
9
Q
Tara-kevitra novoiziny
A
Ny fitiavana
Ny fahakambotiana
Ny lasa
Ny fanandratana ny maha-Malagasy
Ny fanambadiana