Jean Joseph Rabearivelo Flashcards

1
Q

Iza no anarany fony kely ?

A

Jean Casimir Rabearivelo

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
2
Q

Ovina izy no teraka?

A

4 Martsa 1904

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
3
Q

Taiza ny toerana nahaterahany?

A

Isoraka Antananarivo

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
4
Q

Manomeza solon’anarana nahafantarana azy

A

K.Verbal, JJR

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
5
Q

Iza no anaran’ny reniny?

A

Rabozivelo

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
6
Q

Manomeza asa sorany

A

-Fasako faharoa
-Tsy hitony tsy akory
-Nosoratana tao anaty fangorangorohana; fo mitohy
-IRÈNE RALIMA
-Imaitsoanala
-Traduit de la nuit (1935)
-Enfants d’Orphée (1931)
-Coupe de cendres (1924)
-Sylve (1927)
-Volumes (1928)
-Presque songe (1934)

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
7
Q

Manomeza tara-kevitra novoizina

A

-Embona sy anina
-Fahakambotiana
-Ny aloky ny fasana sy ny fahafatesana
-Ny fahadisoam-panantenana
-Ny fitiavana

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
8
Q

Inona avy ireo gazety namoaka ny asa sorany?

A

Ny mpandinika
Ny Ranovelona
Ny Tanamasoandro
Ny Diavolana
Ny Fandrosoam-baovao
Ny Journal de Madagascar
Ny Mercure de france
Journal des poètes

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
9
Q

Ovina izy no maty ? Ary taiza

A

22 Jona 1937 tao Ambatofotsy Avaradrano

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly
10
Q

Iza no anaran’ny vadiny?

A

Rabako Marguerite

How well did you know this?
1
Not at all
2
3
4
5
Perfectly