Iharilanto Patrick Andriamangatiana Flashcards
1
Q
Solon’anarana
A
IPA
2
Q
Ovina no teraka ary taiza
A
16 May 1955 tao Mitsinjo Mahajanga
3
Q
Anaran’ny RAD
A
Razafindrakoto John David sy Razanamanga Victoire
4
Q
Tara-kevitra novoiziny
A
Ny herin’ny vola
Ny fahantrana
Ny fitiavana
Ny tsy fisian’ny marina, rariny, histiny
5
Q
Ireo asa sorany
A
Vakivakim-piainana (1995)
La fuite de Djangôa
Sarobabay (2007)
Lonam-bolana (2003)
6
Q
Ireo gazety namoaka n’y asa
A
Ny Ambioka
Ny valiha
Faribolana IPA
Aingam-pivoarana
7
Q
Fikambanana misy azy
A
HAVATSA UPEM
Akademiam-pirenena Malagasy
Faribolana IPA