20250421 Present-passé-futur Flashcards
Did you have guests over yesterday?
Nanana vahiny ve ianao omaly?
Where did you eat yesterday?
Nisakafo taiza ianareo omaly?
We ate here in the living room.
Nisakafo tato amin’ny salon izahay.
I apologize.
Miala tsiny.
To leave
Miala
Mistake/ fault
Tsiny
I apologize, I still have guests over.
Miala tsiny, mbola mandray olona aho.
I apologize, but I am still on the phone with Henri.
Miala tsiny, fa mbola miresaka amin’i Henri aho.
There is only one room for living room, dining room and kitchen.
Misy efitrano iray fotsiny ho an’ny fandraisana vahiny sy fisakafoanana ary lakozy.
Dining room
Efitrano fisakafOanana
Bedroom
Efitrano fatoriana
Living room
Efitrano fandraisana vahiny
Guests, foreign people
Vahiny
To welcome, to receive, to pick up, to grab
Mandray
To sleep
Matory
To have a meal
Misakafo
For
Ho an’ny/i + noun
To call on the phone or someone’s name
Miantso
To speak, to say
Miteny
To talk, to chat, to have a conversation
Miresaka amin’ny/i + noun
Just
FOtsiny
(Placed before subject)
I drank red wine with my husband in the living room yesterday.
Nisotro divay mena niaraka tamin’ny vadiko ato amin’ny efitrano fandraisana vahiny aho omaly.
With/ on
Amin’ny
Now
Izao