20250415 Location Pronouns Flashcards
To come
Tonga
Kangas
Lamba
With someone
Miaraka amin’ny/i + noun
Winter
Ririnina
[ririnn]
Talvella
Amin’ny ririnina
[amririnn]
I went to Somacou with Liva
Nandeha tao amin’ny Somacou niaraka tamin’i Liva aho.
I learn Malagasy with Henri.
Mianatra Malagasy miaraka amin’i Henri.
The weekend was nice because a good friend came to our place with her two daughters
Tsara ny weekend satria nisy namana tsara niaraka tamin’ny zanany vavy roa tonga tato antranonay.
I play padel at Padel 57 here in Ambatobe.
Milalao padel any amin’ny Padel 57 eto Ambatobe aho.
Do you understand?
Azonao ve?
Yes, I understand.
Yes I understand you well.
Ie, azoko.
Ie, azoko tsara ianao.
Before an inside location where the speaker is also located
ATO (amin’ny)
Here at home
Ato amin’ny trano = ato antrano aho fa
At the market
Any amin’ny tsena = any antsena
Täällä (rajattu paikka, näkyvissä)
Eto
Täällä (ei näkyvissä, ainakaan kokonaan)
Ato
Siellä (ei näkyvissä)
Ary
Tuolla (näkyvissä)
Ery
There (the speaker points something inside a location while being outside it themself.
Ao
My husband works in his office and my son plays in his room.
Miasa ao amin’ny biraony ny vadiko ary milalao ao amin’ny efitranony ny zanako lahy
A room
Efitrano
Office
Birao
Already/yet
Efa
Not yet
Mbola tsy / tsy mbola