20250407 Socialising Flashcards
What?
Iza?
Or
Sa
What is your name?
Iza no anaranao?
What is his name?
Iza no anarany?
What is your name (formal)?
Iza no anaranao tompoko?
Pia. (Formal)
Pia tompoko.
Who is he?
Iza izy?
[iz iz]
Who are you (formal)?
Iza ianao tompoko?
Henri, I am a Malagasy teacher (formal).
Henri, mpampianatra Malagasy tompoko.
How are you (any news)?
- I am fine (no news)
- I am fine. And you?
Inona ny vaovao?
- Tsy misy.
- Tsisy. Any aminao?
How is your health?
-Fine thanks. And you?
- Fine too but thank you.
Fahasalamanao?
- Tsara fa misaotra. Ary ianao?
- Tsara koa fa misaotra.
Healthy
Salama
Are you healthy?
- I am not healthy.
Salama ve ianao?
- Tsy salama aho.
Goodbye
Veloma.
See you next time.
Amin’ny manaraka.
[am manarak]
Au revoir (haut plateau)
Until next time.
Mandrapihaona.
[Mandjapion]
To greet a large group formally
Manahoana/ salama daholo tompoko
[daulu]
Miarahaba tompoko.
How old is he?
Firy taona izy?
He goes to school in Ivandry.
Mandeha any amin’ny sekoly any Ivandry izy.
I work at the WB at Anosy aho.
Miasa any amin’ny WB any Anosy aho.
Where?
Aiza?
Where do you live? (Plus courant)
Aiza ianao mipetraka?
Henri, where do you teach Malagasy?
Henri, mampianatra malagasy aiza ianao?
I teach Malagasy here in Ambatobe?
Mampianatra malagasy eto Ambatobe aho.