20250101 Introductions Flashcards
How old is your child?
Firy taona ny zanakao?
Daughter
Zanaka vavy
Son
Zanaka lahy
He is seven.
Fito taona izy.
My son is 7 years old.
Fito taona ny zanako.
To be married
Manambady
How do you say X in Malagasy?
Ahoana miteny hoe X amin’ny Malagasy?
Every time
Foana
[fon(a)]
Is he married?
Manambady ve izy?
Izy ve manambady?
Birthday
Tsingerintaona
My birthday
Tsingerintaona nahaterahako
When is your birthday?
Rahoviana ny “anniversairenao”?
What is the meaning of X in Malagasy?
Inona no dikan’ny X amin’ny Malagasy?
Terrain pas à vendre
Terrain tsy amidy?
My name is Pia
Pia no anarako
My husband’s name is Jahal
Jahal no anaran’ny vadiko
My son’s name is Christo
Christo no anaran’ny zanako lahy
I have s son. His name is Christo.
Manana zanaka lahy aho. Christo no anarany.
I am from Finland.
Avy any Finland aho.
I live in Tana.
Mipetraka eto Tana aho.
But
Fa
AND when making a list
SY
AND in a list of more than two
ARY
I speak English and French.
Miteny anglisy sy frantsay aho.