20250110 Flashcards
Montako kertaa?
Impiry?
Yhden kerran
Indray
Kahdesti
Indroa
Kolmesti
Intelo
Neljästi
Inefatra
Viidesti
Indimy
Kuudesti
Inenina
Seitsemästi
Impito
Kahdeksasti
Imbalo
Yhdeksästi
Intsivy
Kymmenesti
Impolo
Monta kertaa
Imbetsaka
Imbe dia be
Monta
Betsaka
Be dia be
Mandeha + any
Makany
Oletko koskaan käynyt Mantasoassa?
Efa makany Mantasoa ve ianao?
Kyllä, monta kertas
Ie, imbe dia be / imbetsaka
Ihmiset, les gens
Olona
Ihmiset harvoin pelaavat palloa öisin.
Tsy milalao baolina amin’ny alina mihitsy ny olona.
Emme osta usein vihanneksia Analakelyltä
Tsy mividy legioma any Analakely mihitsy izahay.
Pienet lapset, jotka asuvat tässä kylässä, harvoin juoksevat kovaa.
Tsy mihazakazaka mafy ny ankizy kely mipetraka eto amin’ny Tanàna.
Kovaa
Mafy
Miettiä
Mieritreritra
Kuinka usein?
Isaky ny inona?
How often do you do yoga?
Isaky ny inona no manao yoga ianao?
I do yoga on Fridays.
Isaky ny vendredi no manao yoga izaho
Kun olen sairaana, menen lääkäriin.
Isaky ny marary, mandeha any amin’ny dokotera aho.
Joka päivä
Isanandro
Joka viikko
Isankerinandro
Joka kuukausi
Isambolana
Joka vuosi
Isantaona
Päivä
Andro
Kuu, kuukausi
Volana
Vuosi
Taona
How many pens have you got?
Firy ny stylonao?
Manana stylo firy ianao?
Viini
Divay
I have five pens.
Dimy ny styloko.
Manana stylo dimy aho.
Montako kertaa päivässä juot vettä?
Impiry isanandro no misotro rano ianao?
Juon vettä kerran päivässä.
Indray isanandro no misotro rano aho.
Misotro rano aho indray isanandro.
How many times per year do you go on holiday?
Impiry isantaona no mandeha vacances ianao?
I go on holiday once a year because I work a lot.
Indray isantaona no mandeha vacances aho satria miasa be.
Mandeha vacances aho indray isantaona satria miasa be.
The Malagasy eat three times per day.
Misakafo intelo isanandro ny Malagasy.
We go to the market once a week.
Miantsena indray isankerinandro izahay.
Viikko
Erinandro