20241203 Flashcards
Acheter des choses
Mividy zavatra
To buy
Mividy
To sell
Mivarotra
To negotiate a price
Miady varotra
How can I help? (in a shop)
Inona no atao?
Myyjä
Mpivarotra
Ostaja
Mpividy
Have you got yoga mats?
Misy tapis yoga ve azafady?
Yes, we have yoga mats.
Ie, manana tapis yoga izahay.
Are there different colours?
Misy loko samihafa?
Colour
Loko
Yes, there is blue, green, red and pink.
Ie, misy manga, dia maitso, dia mena, dia mavo kely.
So, are there other types?
Ary misy karazany hafa?
Another
Hafa
Sort, type
Karazany
No, we haven’t got other sorts.
A-a-a, tsy manana karazany hafa izahay.
Ah, d’accord.
Ay!
I would like one green mat please. (Confirm order)
Anaovy tapis maitso iray azafady.
Have you got a larger size?
Misy lehibe kokoa ve?
Have you got smaller sizes?
Misy kely kokoa ve?
Thick
Matevina
Fine
Manify
Voiko hinnasta neuvotella?
Afaka miady varotra ve?
How about 30.000 Ar?
Tsy mety 30.000 Ar ve?
Make it 35.000 Ar?
Ataovy 35.000 Ar?
Etsiä
Mitady
To need
Mila
To find, to see
Mahita
I saw good mats in Analakely.
Nahita tapis tsara be tany Analakely aho.