20250106 Flashcards
To eat (something)
Mihinana
To know
Mahay
To cook
Mahandro
Kaukana
Lavitra
Lähellä
Akaiky
Have you ever eaten pakopako?
Efa nihinana pakopako ve ianao?
Yes, I have eaten pakopako.
Ie, efa nihinana pakopako aho.
No, I have never eaten pakopako.
A-a-a, mbola tsy nihinana pakopako aho.
Rasva
Tavy
Rasvainen
Matavy
Mahajanga is beautiful
Mahafinaritra i Mahajanga.
Mahafinaritra any Mahajanga.
(Liian) harvoin
Tsy (pred.) mihitsy
Joskus
Indraindray
Usein
Matetika
Aina
Foana
Mandeha + any
Makany
I rarely eat ravitoto.
Tsy mihinana ravitoto mihitsy aho.
I sometimes watch television.
Mijery tele aho indraindray.
Indraindray mijery tele aho.
I often run in Ilafy.
Matetika miazakazaka any Ilafy aho.
Miazakazaka any Ilafy aho matetika.
The kids always watch films on Netflix.
Mijery film amin’ny Netflix foana ny ankizy.
Jahal always reads a book at night.
Mamaky boky amin’ny alina foana i Jahal.